FEGA Power-Mada

FEGA Power-Mada Formation en Entrepreneuriat

20/01/2026
20/01/2026
19/12/2025

🔥 PROMOTION SPÉCIALE FORMATION EN INFORMATIQUE – RÉDUCTION 80% 🔥

💻 Informatique Bureautique (Base & Avancé)
🛠️ Informatique Professionnel
🚀 Digitalisation & Transformation Numérique

👉 Ny toe-tsaina mahomby dia tia miomana.
👉 Ny olona te hahomby dia tia mianatra.

Matetika, efa miasa vao mianatra izay tena ilaina amin’ny asa — efa tara izany.
Tadidio, ny Entreprise tsy mitady débutant na moyenne, fa expert, meilleur pour le meilleur.

Te hahita opportunité haingana ve ianao ?
Te hahazo asa malaky ve ianao ?

✨ Natokana ho anao ity formation ity
Ny compétences tena ilaina any amin’ny entreprise no ampianarinay anao.

🔹 Mampiavaka anay :
✔️ Ordinateur iray isaky ny mpianatra
✔️ Accès Internet GRATUIT
✔️ Droit mora be
✔️ Misy sortie de promotion

📅 Fidirana : Mardi 06 Janvier 2026
📍 Lieu : Salle IFT Mangarano-II, ampitan’ny Stadium

📞 Contact :
📱 034 70 360 97 / 037 76 135 18

🌐 ODAR – La compétence numérique pour votre avenir
📩 MP avy hatrany

Maro ny olona Mahay, maro ny mahalala na mahafantatra fa vitsy no sahy manao zavatra satria menatra aman'olona, matahotr...
01/06/2025

Maro ny olona Mahay, maro ny mahalala na mahafantatra fa vitsy no sahy manao zavatra satria menatra aman'olona, matahotra hienjera,sns

Ity misy système na fomba fampiasain'ireo Américaine hozaraiko aminareo. "Ny Système ODAR"

Objectif, Décision, Action et Résultats

Rehefa mifoha maraina na hanao zavatra ianao, raha tsy manana tanjona, Fanapahankevitra, asa dia tsy ahazo vokatra na Resultat mihitsy... Mbola hitohy,

✍️Andao hagnano raha manjary

Ilaina n'y maka soufle, ilaina n'y maka maka pause.. Andao hagnano raha manjary
31/05/2025

Ilaina n'y maka soufle, ilaina n'y maka maka pause..
Andao hagnano raha manjary

Ny namana,MBA hainao vé hoe lanjany izany namana izany?Hoy fiteny zäy hoe manana namana manana aina.Hey, ry namana:Mahai...
09/05/2025

Ny namana,
MBA hainao vé hoe lanjany izany namana izany?
Hoy fiteny zäy hoe manana namana manana aina.
Hey, ry namana:
Mahaiza manararaotra mihaona, io olona mihaona androany mety efa tsy hihaona rampitso Ary ho mety mandrak'izay aza. Mety efa any amin'ny gazety na télé vao hitanao io namana io satria misy lasa Président république sasany, PDG, DG, Mpiasampanjakana ambony, sns, efa manao audiace vao afaka mifandray aminy, mandalo dingana bé dia bé vao afaka mifampiresaka aminy..
Hafatra hiana dia hoe: Profitez izay olona mihaona aminao, alaivo contact n'y, mitsikia, mifalia.
Rendez vous au sommet.
👉 Andao hagnano raha manjary

Maro ny manadala, mankalefaka rehefa MBA mamindra tongotra Kely anao! Satria tsy mavita izy, tsy sahy izy..Hozaho hoe: V...
08/05/2025

Maro ny manadala, mankalefaka rehefa MBA mamindra tongotra Kely anao! Satria tsy mavita izy, tsy sahy izy..
Hozaho hoe: Vitanao io, vitatsika io. Andriamanitra efa vonona hanampy anao.
👉Andao hagnano raha manjary

Mba fantatrao ve fa n'y fiainana atsika Dia tsy voatery Zavatra hita maso fa misy fiainana tsy hita maso ihany..✨Na inon...
12/07/2024

Mba fantatrao ve fa n'y fiainana atsika Dia tsy voatery Zavatra hita maso fa misy fiainana tsy hita maso ihany..
✨Na inona ataonao Dia Mila miaramiasa tsy hita maso vao mahomby,,
N'y tsara indrindra Dia mampiasa herin'A/tra....Ohatra tsotra ity couleur ity,,, hanangana entreprise, mahaiza misafidy couleur

Araka ny Statistiques azo Dia eo @5% amin'ny mponina eto ambony tany ihany tonga amin'ny fiainana izay tiany iainana sy ...
11/07/2024

Araka ny Statistiques azo Dia eo @5% amin'ny mponina eto ambony tany ihany tonga amin'ny fiainana izay tiany iainana sy nahavita Zavatra miavaka, Satria sahy nanao n'y tsy sahin'ireo 95% natao izy ireo. Tsy nanara-davahana, tsy nanara-drenirano, nihaino n'y fony n'a ino sakana n'a inona Ary nanao izay tiany hatao, nanamafy sofina tamin'ny vavan'ny mpitazana satria fantany tsara hoe manina izy no manao n'y ataony...
------------------------------------------------
Ry namana oooo,,,
Misy tanjona ve ianao?
Aza matahotra hianjera
Aza matahotra erreur
Aza matahotra izay miseho eo
Aza milavo lefona tompoko,...
Sahia,mirosoa namana, vitanao Io,, alefa aaaa

Address

Mangarano
Toamasina
501

Telephone

+261347036097

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FEGA Power-Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FEGA Power-Mada:

Share

Category