19/08/2025
Trano tsotsotra afaka ivantanana tsara hoantsika izay somary kelikely Budget
* Fikambanana
* Scout
* Olontsotra
* Fianakaviana
Afaka mamelatra Toile de tente ihany koa
- Mahita Baobab ihany koa sady mandeha tongotra 10mn fotsiny
- Plage Privé
- Pieds dans l'eau
- Mahita couché de soleil
- Mihinana hazandrano vao avy nojonoina
Midira hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny
034 67 531 54