15/05/2024
🙏Trano Amidy maika,finition 80% efa vita; miaraka amin’ny garage lehibe,malalaka tsara ny tokontany.
👉🏻Velarany: 500m2 vita tamboho manodidina.
📌Toerana: Andranonahoatra Antsirabe, atsimo atsinana kelin’ny projet Marocanina 100m miala ny RN7, Acces Voiture
Prix: interessant Mp svp
📞Contacte : +261343195758