Varotra SAVA

Varotra SAVA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varotra SAVA, Real Estate, Sava, Vohemar.

18/09/2023

Un peut de goΓ»t avec papa beuh_tompiny la clΓ©

Peters  amidy moteur  mbl tsary nikitiana
12/08/2023

Peters amidy moteur mbl tsary nikitiana

ππ…πŒ : π•π„π‘π˜ πŸ“πŸ–,πŸ’%πβ€™ππ˜ π’π€ππƒπ€πβ€™ππ˜ π…π€ππŽππƒπ‘π€ππ€ππ€ π‹π€π•π€ππˆπ‹π€πŸŽ― Nandritra ny enim-bolana voalohan’ny taona 2023 dia nihena 20,0% n...
11/08/2023

ππ…πŒ : π•π„π‘π˜ πŸ“πŸ–,πŸ’%πβ€™ππ˜ π’π€ππƒπ€πβ€™ππ˜ π…π€ππŽππƒπ‘π€ππ€ππ€ π‹π€π•π€ππˆπ‹π€

🎯 Nandritra ny enim-bolana voalohan’ny taona 2023 dia nihena 20,0% ny fanondranana entana raha oharina tamin’ny taona 2022, hoy ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM). Mikasika ny fanafarana entana kosa dia nahitana fidinana 13,5%.

🎯 Ny antony nahatonga io fihenana tao anatin’ny enim-bolana voalohany io dia ny fihenan'ny fanondranana vokatra toy ny lavanila, jirofo, kobalta ary vokatra avy amin'ny orinasa tsy miankina, raha ny fanazavan’ny BFM.
🎯 Very 58,4% amin'ny sandan'ny fanondranana ny lavanila, taorian'ny fidinan'ny 57,1% ny habetsahan'ny entana nalefa ary 3,0% ny vidiny. Torak’izany koa, nihena ny fanondranana Β« jirofo Β», na dia niakatra 4,3% ary ny vidiny. Nihena 8,1% ihany koa ny fanondranana avy amin’ny orinasa tsy miankina, hoy ny fanazavan’ny BFM.
Mikasika ny vokatra azo avy amin’ny harena an-kibon’ny tany dia nitombo 7,7% kosa ny fanondranana nikela.

🎯 Lavanila, jirofo, nikela, cobalt dia vokatra mampidi-bola be ho an’ny firenena, sehatra mila hatsaraina raha maniry ny hampiakatra ny vola miditra ho an’ny firenena.

Maroantsetra :  5.000Ar ny vidiny lavania iray kilao Androany zoma 11 aogositra mandrahona ny hanapaka ny herinaratra av...
11/08/2023

Maroantsetra : 5.000Ar ny vidiny lavania iray kilao
Androany zoma 11 aogositra mandrahona ny hanapaka ny herinaratra avy any amin'ny vodiriana ireto farany raha tsy mbola mivaly ny fitakiana. Nisy ny fidinan'ny OMC tany an-toerana omaly alakamisy tolakandro fa tsy nanaiky hanalana io sakana io ireo mpitokona.
Tapaka arak'izany ny fifamoivoizana mampitohy Mananara sy Maroantsetra , miverin-dalana avokoa ireo mpandeha. Miandry vahaolana avy amin'ny tompon'andraikitra ireto mpitokona ireto vao manala ny sakana hoy izy ireo tamin'ny fandalovan'ny OMC tany an-toerana.
πŸ‘‰Nambaran'izy ireo fa tsy misy ambadika politika na koa tsy fitiavana ny Filoham-pirenena no antony izao hetsika izao, sao misy hamadika resaka hoy fa fitarainana amin'ny zavatra maharary ny vahoaka. Source: Rakotoarimalala Fidel

Ambiance ndro doscar teto ay
10/08/2023

Ambiance ndro doscar teto ay

Address

Sava
Vohemar

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra SAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category